Fifampiarahabana tratry ny taona 2025 TERAFERAME
Atao ny Sabotsy 15 mars 2025 ny fifampiarahabana tratry ny taona eto amin’ny TERAFERAME. Mampiomana shady antsika mianakavy sahady amin’ny fihatrehana izany fotoana izany. I Jeannot sy Sylvie no toerana hanaovana izany. Isika mianakavy kosa dia antenaina fa hitondra hafaliana. Toy ny mahazatra dia anjarantsika no mitondra Entrée, Plat, Dessert, Boissons. Hisy variamin’anana ny hariva.
Hodinihana manokana ny mikasika ireto Projet ireto :
- Vacances à Fianarantsoa
- Randonnée eny Ambatomanga
- Fiarahana maka sary miaraka (photo officielle)
- Fanamboarana ny site web TERAFERAME
- 35ème anniversaire TERAFERAME ny 20 octobre 2025
- Messe de requiem
Fanadiovana ny fasana sy fanateram-bonikazo